Jesus Pictures, Images and Photos

Membres

  • RASAMIMAKA Betty Carène
  • Robbie RABEARISON
  • RALIMANGA Noëlla Weul
  • Rasoanaivo onja Hasinarivo
  • RAKOTONIRINA Aurore Stéphanie
  • Nampoina
  • Tojoarofenitra RAMANANKIRAHINA
  • Razafilalao N. Francine
  • HENRI rakotoson
  • RAVOLOLONIRINA Bodomanana
  • LolonaRAKOTONARIVO
  • Lantoniaina
  • Angelion
  • Mamy RAMAROSAHANINA
  • ANDRIAMALALANIAVO Telo
  • RAKOTOMALALA JULIEN

Musique

Chargement...

Christian Comments


Groupes

Notes

teny zaraina isan'andro

Créé par Mifandray tanana 7 Avr. 2009 at 8 56. Dernière mise à jour Mifandray tanana 12 Mai 2009

Fahafahana mamaha olana

Créé par Mifandray tanana 7 Avr. 2009 at 9 01. Dernière mise à jour Mifandray tanana 7 Avr. 2009

Prière

Créé par Mifandray tanana 6 Avr. 2009 at 13 09. Dernière mise à jour Mifandray tanana 6 Avr. 2009

Fomba fifandraisana

Créé par Mifandray tanana 4 Avr. 2009 at 21 59. Dernière mise à jour Mifandray tanana 4 Avr. 2009

Inona ny Kristiana Mifandray Tànana ho amin'ny Fanovana?

Créé par Mifandray tanana 4 Avr. 2009 at 20 09. Dernière mise à jour Mifandray tanana 4 Avr. 2009

Accueil notes

Créé par Mifandray tanana 4 Avr. 2009 at 19 59. Dernière mise à jour Mifandray tanana 4 Avr. 2009

 

Photos

Chargement...
  • Ajouter des photos
  • En voir plus

Billets de blogue

Mifandray tanana

MISSION SAROTRA NEFA TSARA NO ASAIN'ANDRIAMANITRA ATAONAO ZANANY



Baikon'Andriamanitra hifampahery isika

Koa mifananara sy mifampahatanjaha, tahaka ny ataonareo ihany. 1Tesaloniana 5.11



ho vonona hampiasainy

Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Joela 4.10…



Continuer

Publié par Mifandray tanana le 21 Avril 2010 à 19 27

Mifandray tanana

IZAY SAFIDINAO NO HIAFARANAO



Hitan'Andriamanitra izay mankalaza Azy amin'ny molony

Ary hoy ny Tompo: Satria manatona Ahy amin'ny vavany ity firenena ity ary mankalaza Ahy amin'ny molony, nefa ampanalaviriny Ahy kosa ny fony, ka ny fahatahorany Ahy dia

didin'olombelona ampianarina azy ihany,

Dia, indro koa, mbola hanao zava-mahagaga amin'ity firenena ity Aho, dia zava-mahagaga sy mahatalanjona; Ka ho foana ny…

Continuer

Publié par Mifandray tanana le 19 Avril 2010 à 13 12

Mifandray tanana

HIARINA IANAO SATRIA NAHATOKY AN'I KRISTY



Tsy ho tezitra

Fa amiko izany dia tahaka ilay ranon'i Noa, ka toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ilay ranon'i Noa. Dia toy izany no ianianako fa tsy ho tezitra aminao na hiteny mafy anao

intsony Aho.Isaia 54.9



Miara miaritra nefa avy eo hiara hiarina…

Continuer

Publié par Mifandray tanana le 17 Avril 2010 à 18 42

Mifandray tanana

HANAPOROFO NY FITIAVANY ANAO KRISTY



KRISTY VE? miara-ory aminao

Jesosy nitomany. Jaona 11.35



miresaka aminao

Fa hianao kosa, raha mivavaka, dia midira ao amin'ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia

mivavaha amin'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina ; ary ny Rainao,

Izay mahita ao amin'ny…
Continuer

Publié par Mifandray tanana le 16 Avril 2010 à 16 55

Mifandray tanana

HITARI-DALANA ANAO MANDRAKIZAY KRISTY AO ANATINAO:



FANAHY MAHERY toy ny rano tsy mety ritra

Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona hiboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina.

Ary ny Fanahy, Izay efa horaisin'ny mino Azy no nolazainy tamin'izany; fa ny Fanahy [Fanahy Masina] tsy mbola nomena, satria Jesosy tsy mbola niditra tamin'ny voninahiny Jaona 7.38-39…



Continuer

Publié par Mifandray tanana le 15 Avril 2010 à 16 13

Mifandray tanana

MIHAINO NY FITARAINANAO KRISTY IZAY TOMPOINAO:



Hivaly ny vavakao

Mialà amiko, ianareo mpanao ratsy rehetra; fa Jehovah efa nandre ny feon'ny fitomaniako. Salamo 6.8



hangovitra ireo fahavalonao

Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra; hihodina izy ka ho menatra tampoka Salamo… Continuer

Publié par Mifandray tanana le 14 Avril 2010 à 13 55

Mifandray tanana

HITONDRA FITAHIANA MAHAGAGA HO ANAO SY HO AN'NY HAFA KRISTY AO ANATINAO

Hatalanjona ny hafa ny vokatry ny asan'Kristy ao anatinao

« Ary ny vahoaka rehetra nahita azy mitsangantsangana sy midera an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 3:9)

« Ary fantany tsara fa io no ilay nipetraka teo amin'ny vavahady Itsaraendrika eo amin'ny tempoly mba hiantrana; dia gaga sady talanjona ny olona noho izay tonga tamin-dralehilahy. » (Asan'ny Apostoly 3:10)



satria namindra fo anao Izy

« Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra ary na dia hihetsika aza ny… Continuer

Publié par Mifandray tanana le 13 Avril 2010 à 11 28

Mifandray tanana

HAMPIADANA IZAY TAFAHAONA AMINY KRISTY:



Hiadana ianao

Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan'i Kristy, fa ho amin'izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana hianareo. kolosiana3.15



satria nifankahita tamin'ny kristy

Hoy Jesosy taminy: Efa nahita Azy hianao, sady Izay miresaka aminao izao no Izy.… Continuer

Publié par Mifandray tanana le 12 Avril 2010 à 13 39

Mifandray tanana

RY MPANOMPO TSARA SADY MAHATOKY,HO VOATAHY IANAO SY NY TARANAKAO



Hahazo izay ilainao ianao

Koa ankehitriny, anaka, aza matahotra; hataoko aminao izay rehetra angatahinao; fa fantatr'izay rehetra ao an-tanànan'ny fireneko fa vehivavy tsara hianao.Rota3.11



Satria hendry

Hay! hendry… Continuer

Publié par Mifandray tanana le 26 Mars 2010 à 9 23

Mifandray tanana

AZA MITSAHATRA MIVAVAKA FA TSY MAINTSY HISOKATRA NY LANITRA



Hivaly ny vavaka:izay kivy hitraka

Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy. Isaia35.3



ny reraka hahery

Lazao amin'izay reraka* am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy mitondra famaliana, dia… Continuer

Publié par Mifandray tanana le 25 Mars 2010 à 10 13

Ce site est référencé sur le
Top Chrétien Francophone

ISAN'NY MPITSIDIKA:
Website counter





Vidéos

  • Ajout de vidéos
  • En voir plus
 
 
 

Anniversaires

Il n'y a aucun anniversaire aujourd'hui.

Teny zaraina anio

Inona ny "GDOP"

Badge

Chargement...

© 2012   Créé par Mifandray tanana.   Sponsorisé par .

Insignes  |  Signaler un problème  |  Conditions d'utilisation